|
|
|
|

Entry1  tsiaro
Part of speech  2  noun
Derivatives 
3  Active verbs :
4  Passive verbs :
5  Relative verbs :
6  Names :
Explanations in Malagasy  7  [1.78] [Taisaka] fahatsiarovana
8  [1.1] Fiverenan' ny zavatra efa lasa ao an-tsaina indray.
9  [1.13] fahatsiarovana; fifohazana
Explanations in French  10  [1.3] souvenir, mémoire, réveil
11  [1.13] souvenir, réveil
Examples  12  [2.944] Alina atorian'ny zava-boahary, fa ifohazan'ny tsiaro ratsy pirina!

Anagrams  13  asoitr, asotry, atrosi, atsiro, atsory, isotra, itrosa, itsora, ositra, ratsio, soitra, soraty, sorita, trosai, tsiaro

Updated on 2025/07/29