|
|
|
|

Teny iditra1  tsidi-pahitra
Singan-teny  2 tsidika, 3 fahitra
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 1) famangiana miserana fotsiny mba hahazoana milaza hoe efa nitsidika; -2) tsirambina amin' ny zavatra atao (avy amin' ny tsy fahavarana mijery ny fahitra misy ny omby isan' andro fa indraindray ihany) [1.1]
Ohabolana  6  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02