|
|
|
|

Entry1  tsihy hisatra
Part of speech  2  locution
Elementary words  3  tsihy, hisatra
Explanations in Malagasy  4  [1.1] tsihy madinika mahafinaritra vita amin' ny hodi-jozoro, mamirapiratry ny hodi-jozoro, ka vita rary madinika ary tokandambana; mazàna ampiasaina hatao fatoriana ny tsihy hisatra

Updated on 2025/07/29