|
|
|
|

Teny iditra1  tsihy vitrana
Singan-teny  2 tsihy, 3 vitrana
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 tsihy roa lambana nozairina na koa tsihy nasiana vitrana, izany hoe nakambana mba ho be velarana kokoa [1.1]
Ohatra  6  Nony nosokafan-dRafotsibe ny tsihy vitrana. [2.69]
7  Notaomina moa izany ny faty mifono tsihy vitrana mandeha amin' iny Soraka sy Ambodin' Anosy iny! [1.437]
Ohabolana  8  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02