|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 vitrana |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Ny zaitra atao hanakambanana ambain-damba roa: Tata-bitrana ity lamba ity izany
4 Fanakambanana 5 Fampirindrana. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 a seam, a lengthwise joint
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 couture (faite entre deux pièces), joint dans le sens de la longueur
[1.8] |
| Ohatra |
8 fa tsy nisy vitrana ny akanjony, fa tenona iray ihany.
[2.996#]
|
| Sampanteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 24 Fikambanana 6 amin' io teny io |
| Ohabolana | 25 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|