|
|
|
|

Teny iditra1  tsikehina
Fototeny  2 kehina
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4 Mitaraindraina; mifendrofendro [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5 malade de la pépie, qui fait pousser un cri plaintif [1.3]
6 pépie [1.54]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Voambolana  8  Fahasalamana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17