Entry | 1 tsikelikely |
Part of speech | 2 adverb [Full list] |
Root | 3 kely |
All compound words |
|
Explanations in Malagasy |
5 [1.1] Miandalandalana: Mampihena tsikelikely ny hafanan' ny marary ity fanafody ity |
Examples |
6 [2.470] Tamin'izay fotoana izay tokoa vao niverina tsikelikely taminy ny ainy 7 [2.471] Nihanazava tsikelikely ny andro, dia maty koa ny afon-tseranan'i Toamasina 8 [2.472] Nangina tsikelikely ny raipitra gasy |
Synonyms | 9 andalandalana |
Updated on 2025/08/10 |
![]() |