|
|
|
|

Entry1  tsikilovina
Part of speech  2  passive verb
Root  3  tsikilo
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8  [1.1] Atao ara-maso: Tsikilovin' io olona io daholo izay rehetra ataoko
Tilina, zahana taratra tsy misy mpahalala: Notsikilovin' ny fahavalo ny fihetsiky ny tafika
Synonyms  9  tsikiloina

Anagrams  10  ilovintsika, tsikilovina

Updated on 2025/07/29