Entry (1/2) | 1 tsimatra |
Part of speech | 2 noun |
Root | 3 tsy, matra |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Hombo apetaka amin' ny sobiky hahazoana mamatotra azy amin' ny bao filanjana Hombo vy mifaraingo atsatoka amin' ny tany ary manenjana ny lay 5 [1.78] fantsika, hazo [Bezanozano] |
Examples |
6 [2.472] Efa voazara an-karona ny fotsimbary nasiany tsimatra roa ny harona tsirairay, dia nafatony mafy tamin' ny bao rofa amin' ny tendrony aloha sy aoriana.
|
Analogs | 7 tsimaday |
Entry (2/2) | 8 tsimatra |
Part of speech | 9 noun |
Root | 10 tsy, matra |
Explanations in French |
11 [1.196] (de matra ou matsa : taquin, espiègle). Salacia madagascariensis subsp. dentata (Baker) H.Perrier (Celastraceae). Arbre à fruits comestibles, agréables. Grandidier en compare la saveur à celle de l'Annone. Voir H.Perrier : Sur quelques plantes non cultivées de Madagascar à fruits comestibles, Revue de Botanique Appliquée, 1924. [Bezanozano, Merina, Tanala]
|
Vocabulary | 12 Botany |
Scientific name |
|
Updated on 2025/09/13 |
![]() |