Entry | 1 tsindriana |
Root | 2 tsindry |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 Terena avy ambony amin' ny lanjan' ny tena: Tsindrian-dRangahy ity lahy ny satroko Asiana zavatra mitambesatra aminy avy eo ambony: Tsindriana vato ny tsihy misy vary ahahy Ampiana: Tsindrio roa lahy ireo mpiasa ireo raha tianao ho vita haingana ny raharaha Tonena: Tsindrio ihany ny fo indraindray mba tsy ho tezitra tafahoatra [1.1] |
Morphology |
|
All compound words | 9 4 combinations of this word |
Proverbs | 10 Proverbs containing that word |
Updated on 2025/10/08 |
![]() |