|
|
|
|

Entry1  tsindronina
Part of speech  2  passive verb
Root  3  tsindrona
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8  [1.1] Loahana na asiana amin' ny lohan-javatra maranitra: Notsindronin' Ikoto tamin' ny fitrebika ny omby ka nitroatra
Trobahana amin' ny fanjaitra loaka fidiran' ny fanafody: Notsindronin' ny Dokotera ny zandrinay nanavy omaly

Anagrams  9  itsindronan, natsindrony, nitsindrona, notsindrian, tsindroanin, tsindronina

Updated on 2025/07/29