|
|
|
|

Teny iditra1  tsingilahila
Fototeny  2 hilahila
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Enti-milaza toetran' ny zavatra tsy marintoerana na tsy mahazo toerana tsara ka mivembena na mirondrona na koa toetran' ny olona misalasala, mkoahana, miahanahana [1.1]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19