Entry (1/2) | 1 tsinina |
Part of speech | 2 passive verb |
Root | 3 tsiny |
Morphology |
|
Explanations in Malagasy |
8 [1.1] Omena tsiny, lazaina ho diso: Aza tsinina izy noho ny tsy fahalalany Kianina, ahitsy: Omeko anao àry ity boky ity mba hotsininao |
Analogs | 9 tenenina, kabedesina, kamentsonina |
Entry (2/2) | 10 tsinina |
Part of speech | 11 passive verb |
Root | 12 tsiny |
Morphology |
|
Explanations in Malagasy |
17 [1.1] (Vy) hamafisina, aofana |
Anagrams | 18 antsiny, nanitsy, natsiny, sintain, tsinina |
Updated on 2025/07/29 |
![]() |