|
|
|
|

Teny iditra1  tsinongo
Fototeny  2 tsongo
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Voatsongo, tsongoina, terena amin' ny hoho: Notsinongon' i Bozy ny zazakely [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5 pincé, cueilli [1.3#792]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
Tovy hevitra  9 voatsongo

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12