Entry | 1 tsipazana |
Root | 2 tsipy |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 Omena zavatra izay atoraka: Notsipazako fotsimbary ny akoho kely ka nifandrombaka izaitsizy [1.1] |
Examples |
5 Hahazo ny anjarany izay zazabodo an' ny hafa mitanintanina fa ny alika aza, hono, tsipazana sao ananan-tsiny, mainka fa ny olona.
[2.470]
|
Morphology |
|
All compound words | 10 vato tsipazana |
Proverbs | 11 Proverbs containing that word |
Updated on 2025/10/08 |
![]() |