|
|
|
|

Entry1  tsipelina
Part of speech  2  noun
All compound words 
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Fanononana miavaka ny tarehintsoratra tsirairay avy ao amin' ny teny iray: Ataovy tsipelina ny teny hoe "neny"
5  [1.13] fomba fanoratra manaraka fitsipika
Explanations in French  6  [1.13, 1.5] orthographe
Examples  7  [2.445#] Ahitsiko ireo diso tsipelina valo ary adikako ny lahatsoratra.
8  [2.117#] tsy natao miendrika lesona, toy izay mahazatra, ny fandinihana ny fitsipiky ny teny, ny tsipelina, ohatra.
Vocabulary  9  Linguistics
Synonyms  10  fitsipipanoratana

Anagrams  11  natsipeli, paƱilitse, tsipelina

Updated on 2025/08/10