|
|
|
|

Entry (1/6)1  tsipika
Part of speech  2  noun
Derivatives 
3  Passive verbs :
4  Names :
All compound words  5  43 words containing tsipika
Explanations in Malagasy  6  [1.1] Soritra mahitsy: Ny tsipi-panohizana dia tsipika kely manakamban-teny
Explanations in English  7  [1.7] a straight line; a ruler
Explanations in French  8  [1.3, 1.5, 1.8, 1.13] trait, ligne
9  [1.5] tiret
10  [1.13] barre

Entry (2/6)11  tsika
Part of speech  12  noun
All compound words 
Explanations in Malagasy  14  [1.1] Tontam-boalavo
Karazam-piadiana na fihazana vita amin' ny hazo navonkina sy tady henjana mampitohy ny tendron' ilay hazo ambony sy ambany: apaka amin' ny tady ny zana-tsipika (tahon-javatra misy lohany maranitra) dia sintonina mafy hiverina ary rehefa avy eo, alefa tsy tanana intsony ka atosik' ilay tady henjana ilay izy ary lasa miriotra mankeny amin' ny toerana na zavatra kendrena halehany
15  [1.78] [Sihanaka] fandri-borona mipika rehefa mahavoa
Explanations in French  16  [1.3] arc
ratière à ressort
morceaux de bois servant à raidir et égaliser la largeur du tissu
Examples  17  [1.38] Ny fiadiana fampiasa indrindra tany Egypta sy Palestina dia ny tsipìka sy ny zana-tsipìka
18  [2.996] Raha afaka amin'ny fiadiana vy izy ho trobaran'ny tsipìka varahina.
Article  19  Randzavola: tsipìka ao amin' ny Baiboly => Fiadiana

Entry (3/6)20  tsipika
Part of speech  21  noun
Derivatives 
22  Active verbs :
23  Passive verbs :
24  Adjectives :
All compound words 
Explanations in Malagasy  26  [1.1] Fifindrana mandingana na mitsambikina
Explanations in French  27  [1.3, 1.5, 1.196] saut
28  [1.3, 1.5] éclat
29  [1.3, 1.196] sautillement
30  [1.3] éclaboussure

Entry (4/6)31  tsipika
Part of speech  32  adjective
Explanations in Malagasy  33  [1.1] Feno hipoka, tsepoka, jibika
Explanations in French  34  [1.3] plein, comble
Synonyms  35  jibika

Entry (5/6)36  tsipika
Part of speech  37  noun
Explanations in French  38  [1.196] (allusion au bruit des graines dans la gousse mûre). Crotalaria xanthoclada Bojer ex Benth. (Fabaceae). [Merina]
Vocabulary  39  Botany
Scientific name 

Entry (6/6)41  Tsipika
Part of speech  42  name (institution) [Full list]
Vocabulary  43  Publishers, newspapers
Madagascar Catalog 
44  Iza Moa? Ranaivoson Dominique2004
45  Nadika tamin' ny alina Rabearivelo Jean-Joseph2007
46  Ny Bokin-dRakotovao Cohen-Bessy Annick1992
47  Presque-Songes – Sari-Nofy Rabearivelo Jean-Joseph2006
48  Tantsaha Rakotonandrasana Louis de Gonzague2000
49  Tari-dalam-pifandraisana Yount James W.1999
50  Trois tours de Madagascar à pied Ramorasata Louis Michel2006
51  Voambolana momba ny fanabeazana sy ny fanofanana Akademiam-pirenena Malagasy2000
52  Voambolana momba ny zahatany Akademiam-pirenena Malagasy2000

Anagrams  53  pakitsy, pitsika, tsipìka, Tsipika, tsipika

Updated on 2025/08/10