|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 tsipika mampisaraka ny soridrano |
| Singan-teny | 2 tsipika, 3 mampisaraka, 4 soritra, 5 rano |
| Sokajin-teny | 6 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
7 biloka mamaritra ny vakindranon'ny renirano iray
[1.13] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8 ligne de partage des eaux
[1.13] |
| Voambolana | 9 Haitoetany: (amin' ny ankapobeny) |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11 |
|