|
|
|
|

Teny iditra1  tsipoy
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Vorona manana toe-batana foniponitra tsara bika, mitovitovy amin' ny akoho kely reny; ny lahy maramara fotsy mipentina volomparasy ny tratrany sy ny vozony; ny vavy kosa, izay kelikely kokoa noho ny lahy, dia volombatolalaka mipentina fotsy madinika [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 a kind of partridge [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5 perdrix [1.54]
6 espèce de perdrix [1.8]
Voambolana  7  Haibiby: vorona
Kamban-teny rehetra  8 henan-tsipoy
Ohabolana  9  Ohabolana misy io teny io
Lahatsoratra  10 Randzavola: tsipoy ao amin' ny Baiboly

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09