Entry | 1 tsitapitapitrizay |
Part of speech | 2 adjective |
Explanations in Malagasy |
3 Vetivety foana taorian' izay, poa toy izay, tsielaela taorian' izay [1.1] |
Examples |
4 tsitapitapitrizay, tamin' ny arabe nandalo eo andrefana kelin' ny toerana nisy azy, nisy fiarakodia maromaro avy avaratra nitora-jofo avy nanatona.
[2.472]
|
Updated on 2025/09/12 |
![]() |