|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 tsivikinindahy |
| Singan-teny | 2 tsy, 3 vikinina, 4 lahy |
| Sokajin-teny | 5 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
6 Tamboho kely ivaiva, tamboho eo amin' ny iray metatra sy sasany eo ho eo, na fefy hazo marani-doha
[1.1] |
| Tsipelina hafa | 7 tsy vikinin-dahy |
| Fivaditsoratra | tsivikinindahy, 8 tsy vikinin-dahy |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|