|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 tsolotra |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Vola omena olona mba hitaomana azy tsy hanao araka ny adidiny: Raran' ny lalàna ny mandray tsolotra ~ Ireo mpandray tsolotra dia nomena anarana hoe "lava tanan' akanjo"
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4 a bribe
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 pot-de-vin; dessous-de-table
[1.8] |
| Mpanahaka | 6 gaka, 7 kolikoly, 8 tranonafokasoka |
| Teny iditra (2/2) | 9 tsolotra |
| Sokajin-teny | 10 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
11 Fandrosoana sy fihemorana miverimberina.
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
12 action d'avancer et de reculer comme le dard d'un serpent
[1.3] |
| Sampanteny |
|
| Tovy hevitra | 14 tsolotsolotra |
| Kamban-teny rehetra | 15 manao an-tsolotra |
| Fivaditsoratra | 16 lotsotra, tsolotra |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|