|
|
|
|

Teny iditra1  tsongoina
Fototeny  2 tsongo
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Terena amin' ny hohon-tanana: Sao dia notsongoinao dry ity zaza ity fa tsy mety mankany aminao intsony
5 Forana, atao hasoavana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 to be pinched, to be nipped: to be felt of [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 qu'on pince, qu'on cueille, qu'on palpe [1.8]
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :
11  Filaza mandidy :
Kamban-teny rehetra  12  Fikambanana 2 amin' io teny io
Ohabolana  13  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09