|
|
|
|

Entry1  tsontsa
Part of speech  2  adjective
Derivatives 
3  Names :
All compound words 
Explanations in Malagasy  6  [1.1] Diso tsy nahy, diso noho ny tsy fitandremana: Tsontsa paika ka matim-bela: nisy nahadiso ka tratran' ny fahavoazana
Explanations in French  7  [1.3] Qui se trompe, qui commet une erreur
Examples  8  [2.69] Dadako รด, tsy tsontsa va re aho?
9  [2.817] Zazavavy nanahoana tamin'ny fahatanorany / Ireo mpirahavavy ireo no dia tsontsa tahaka izany?

Updated on 2025/08/10