|
|
|
|

Entry (1/4)1  tsy
Part of speech  2  adverb [Full list]
Morphology 
3  Simple :
All compound words  4  651 words containing tsy
Explanations in Malagasy  5  [1.1] Entina mandà, ka fametraka: 1) eo alohan' ny teny lazaina (amin' izay asiana no eo alohan' ny enti-milaza): Tsy Rakoto no namaky ny fitaratra ~ Tsy omby no hitanao fa soavaly
2) eo alohan' ny enti-milaza: Tsy omby io biby io fa soavaly ~ Tsy handeha aho
3) eo alohan' ny teny roa mifanohitra mifanarakaraka avy mba hilazana toetra anelanelany: Tsy kely tsy lehibe itay izy fa salasalany, na hilazana koa ny "rehetra": Tsy antitra tsy tanora fa samy revo amin' ny vola daholo rehefa mety ho olombelona
4) eo alohan' ny teny roa mifanarakaraka avy mba hanamafisana tsy fisian-javatra: Tsy kitay tsy vary maina ao antranony
Explanations in English  6  [1.7] not
Explanations in French  7  [1.3, 1.8] ne pas
8  [1.3, 1.9] sans
9  [1.3] non
10  [1.8] pas
Examples  11  [1.9] tsy sompatra izy (il est sans malice)

Entry (2/4)12  tsy
Part of speech  13  conjunction [Full list]
All compound words 
Explanations in Malagasy  16  [1.78] [Taisaka] sy

Entry (3/4)17  -tsy
Part of speech  18  morphological form of sy
Examples  19  [2.606#210] Vetsivetsy marain-tsy hariva zaho!

Entry (4/4)20  tsy
Part of speech  21  noun
All compound words 
Explanations in Malagasy  25  [1.1] Karazana vy, antsoina koa hoe "vy mahery", izay anaovana fiasana maro samihafa fandidiana na fandoahana (antsy, hety, hareza, sns...)
Explanations in French  26  [1.3, 1.13] acier
Vocabulary  27  Economy: metallurgy
Synonyms  28  vy mahery

Anagrams  29  tsi~, tsi~~, tsi, tsy

Updated on 2025/08/10