|
|
|
|

Teny iditra1  tsy ahoan-tsy ahoana
Singan-teny  2 tsy, 3 ahoana
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 tsy misy antony inona, tsy misy vidiny [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 (tsy ahoana tsy ahoana) causelessly, without reason [1.2]
Ohatra  7  Tena tsy ahoan-tsy ahoana ialahy, hoy izy, tena olona "vinany", tena faikam-boto! [2.4]
8  Fa nirehaka kosa Ifara hoe: "Tsy ahoan-tsy ahoana izany anareo indray miteraka avokoa. [2.69]
9  Nanomboka indray ny famonoana tsy ahoan-tsy ahoana sy ny fampijaliana ny babo noho ny antony maivana. [2.5]
10  famaboana olona hatao andevo na hamidy ho andevo, famonoana sy fandringanana tsy ahoan-tsy ahoana indraindray. [2.508]
Tsipelina hafa  11 tsy ahoana tsy ahoana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02