|
|
|
|

Teny iditra1  tsy amboa tsy lambo
Singan-teny  2 tsy, 3 amboa, 4 lambo
Sokajin-teny  5  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  6 tokana irery tsy mana-namana; ilazana ny singan-drery tsy misy mpanampy na miaraka, na dia alika na lambo iray aza [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12