|
|
|
|

Teny iditra1  tsy fahita firy
Singan-teny  2 tsy, 3 fahita, 4 firy
Sokajin-teny  5  kambanteny
Ohatra  6  Tany fotsy no niarahana nividy an-kitapo ka fiara avy any no nanatitra azy ireo teo an-tanàna, nitabatabbàna sy nampihotakotaka aoka izany, moa va tsy lanonana iray goavana tsy fahita firy. [2.470]

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11