|
|
|
|

Teny iditra1  fahita
Fototeny  2 hita
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Hita matetika: Tsy fahita intsony itony lamba itony ankehitriny [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5 Ce qui se voit habituellement, manière de trouver [1.3#251]
Ohatra  6  Zavatra tsy mba fahita loatra atý amintsika io. [2.499#]
7  Aizina no fanoratra mahazatra sy fahita matetika. [2.285#]
8  Sahalahala amin' izao ihany no fahita any aminay. [2.4#]
Kamban-teny rehetra  9  Fikambanana 6 amin' io teny io

Fivaditsoratra  fahita, 10 fitaha, 11 Hatifa, 12 tafiha

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09