|
|
|
|

Entry1  tsy hisara-mianakavy anie
Part of speech  2  locution
Elementary words  3  misaraka, mianakavy, anie
Explanations in Malagasy  4  [1.1] tsodrano na firariana fanaon' ny Malagasy ka irariany mba tsy hisaraka ny fianakaviana na maty na velona

Updated on 2025/07/29