Entry | 1 tsy hita avanavana |
Elementary words | 2 tsy, 3 hita, 4 avanavana |
Part of speech | 5 locution |
Explanations in Malagasy |
6 any amin' ny lavitra dia lavitra mila tsy azon' ny saina eritreretina, lalina mangitsokitsoka, tsy manam-petra, tsy hita lany [1.1] |
Explanations in English |
7 used of something that is unique. [1.2] |
Explanations in French |
8 innombrable [1.3, 1.5] 9 complètement invisible, incompréhensible [1.3] |
Examples |
10 tafasidina tsy hita avanavana tamin' ny fisavasavany ny marina sy ny tsara tsy misy tomika
[2.296]
11 Noho izany, na dia madiva haraina aza ny andro, ka efa mifamalivaly eny amin' ny lohasaha eny ny sahobakaka mbamin' ny sahona, dia toa tsy|hita avanavana mbola tsy|hita avanavana akory izay Ankeritsa. [2.357#68] 12 fa eo ilay hery anankiray ao amin' ny isam-batan' olona mety hampiova tsy hita avanavana ny nentina hatrany an-kibon-dreny sy ny toe-javatra rehetra mihitsy [2.296#114] |
Updated on 2025/10/11 |
![]() |