|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 tsy hita zambazamba |
| Singan-teny | 2 tsy, 3 hita, 4 zambazamba |
| Sokajin-teny | 5 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
6 tsy hita isa, tsy hita pesipesenina
7 tsy azo oharina, tsy manam-paharoa [1.1] |
| Ohatra |
8 nefa lavitra tsy hita zambazamba akory ny firazanany.
[2.69]
|
| Tovy hevitra | 9 tsy hita hirangirana, tsy hita lavadavaka, tsy hita noanoa, tsy hita pesipesenina, tsy hita velively |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11 |
|