|
|
|
|

Teny iditra1  tsy izy
Singan-teny  2 tsy, 3 izy
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 tsy ilay marina fantatra momba ny zavatra na ny olona iray, diso [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 not it; not genuine [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  7 ce n'est pas lui, ce n'est pas cela; faux, imitation, contre-façon, inexistant, inexact [1.3]
8 ce n'est pas lui, ce n'est pas cela, faux, imitation, inexistant, inexact [1.5]
Ohatra  9  Marina tokoa raha tsy izy ireny! [2.499]
10  Fa ny fantatra aloha dia tsy izy rehetra [2.472]
11  Fa tsy olona tsy izy ireny izahay eto ireto [2.245]

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11