|
|
|
|

Entry1  tsy laitra toroana
Part of speech  2  locution
Elementary words  3  tsy laitra, toroana
Explanations in Malagasy  4  [1.1] enti-milaza olona tsy miraharaha izay teny fananarana atao aminy
Synonyms  5  tsy laitra anarina, tsy laitra rarana, tsy laitra tenenina

Updated on 2025/07/29