|
|
|
|

Teny iditra1  tsy mahatombin-tsiraka
Singan-teny  2 mahatombina, 3 siraka
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 tsy mahapetraka amin' izay misy azy famifindrafindra toerana lava -- (ny siraka dia mitovy amin' ny sirana ihany: ny faritra eo ambony ranjo amin' ny biby; amin' ny olona, ilazana tsotra ny ranjo) [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12