|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 tsy mahatsiaro tena |
| Singan-teny | 2 tsy, 3 mahatsiaro, 4 tena |
| Sokajin-teny | 5 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
6 enti-milaza ny olona torana na koa ny olona tsy mihevitra ny hajany fa mivarilavo amin' ny fitondran-tena ratsy
[1.1] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|