| Entry (Teny iditra) | ![]() |
tsymahavitatena > tsy mahavita tena (tsy, vita, tena) |
| Part of speech (Sokajin-teny) | expression (fomba fiteny) | |
| Malagasy definition (Famaritana malagasy) | Ilazana ireo zavamiaina mivelona amin'ny raha ôrganika [SLP 1986] | |
| French translation (Dikanteny frantsay) | Hétérotrophe [SLP 1986] | |
| Vocabulary (Voambolana) | Botany: (in general) (Haizavamaniry: (amin' ny ankapobeny)) Zoology: (in general) (Haibiby: (amin' ny ankapobeny)) | |
| Updated on 2012/02/15 |
|