|
|
|
|

Teny iditra1  tsy miraika
Singan-teny  2 tsy, 3 miraika
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 ne pas s'émouvoir, ne pas réagir [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 to be unperturbed, to be unimpressed [1.7]
Ohatra  7  Aza matahotra foana anefa hianao, fa raha misy mikasika anao, raha tsy ny aiko no lasa, na dia hisy ra hakitrokely aza, tsy miraika aho. [2.324]

Fivaditsoratra  8 mitakasiry, tsy miraika

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11