|
|
|
|

Entry1  tsy miroa fo
Part of speech  2  locution
Elementary words  3  miroa, fo
Explanations in Malagasy  4  [1.1] enti-milaza faherezana miasa na manao raharaha satria amin' ny asa tokana ihany ny fony
Examples  5  [2.895] Mba tsy miroa fo koa re izany namatotra azy izany.

Updated on 2025/07/29