Entry | 1 tsy miteny |
Part of speech | 2 locution |
Elementary words | 3 tsy, miteny |
All compound words |
|
Explanations in Malagasy |
5 [1.1] tsy misy antony (fomba fitenin' ny ankizy indrindra amin' izao andro izao, izay tsy azo lavina fa nalaina avy tamin' ilay fitenenana efa tranainy hoe: "Tsy miteny fa vola baoritra" nenti-nilaza ny maha-tsinontsinona ny vola madinika baoritra nony tonga ny vola madinika vy |
Updated on 2025/08/10 |
![]() |