|
|
|
|

Teny iditra1  tsy miteny tsy mivolana
Singan-teny  2 tsy, 3 miteny, 4 mivolana
Sokajin-teny  5  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  6 miziriziry tsy miteny na dia indraim-bava aza [1.1]
Ohatra  7  Nifampijery foana teo izy mirahalahy, tsy niteny|tsy nivolana tsy niteny|tsy nivolana, fa samy lasa lavitra ny eritreriny [2.324]
8  tsy niteny|tsy nivolana tsy niteny|tsy nivolana I Katy [2.470]
9  Mitsangàna, miakara isika hamely an'ireny, fa efa hitanay ny tany, ka indro fa tany soa indrindra, ka no mipetraka eo foana tsy miteny tsy mivolana hianareo? [2.996]
Mpanahaka  10  tsymahatenytsymahavolana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02