|
|
|
|

Entry1  tsy mitsitsy
Part of speech  2  locution
Elementary words  3  tsy, mitsitsy
Examples  4  [2.472] mahery setra, tsy mitsitsy raha mamely, sarotiny amin' ny fampandehanana ny asa, tsy miraharaha ain' olona.
5  [4.27] Efa taona maromaro tokoa izay, dia tsy mitsitsy harena ny mpilatsaka hofidina, hany ka lasa resa-bola tsikelikely ny fampielezan-kevitra.

Updated on 2025/02/12