|
|
|
|

Teny iditra1  tsy ... na aiza na aiza
Singan-teny  2 tsy, 3 na, 4 aiza
Sokajin-teny  5  kambanteny
Fanazavàna teny frantsay  6 nulle part: Tsy hita na aiza na aiza izy (On ne le voit nulle part) [1.3]
7 ne ... nulle part [1.5]
Ohatra  8  tsy|na aiza na aiza maniry tsy|na aiza na aiza afatsy|na aiza na aiza eto Madagaskara hiany izy ireny [1.357#9]
9  ny Mpanjakan'i Madagasikara tsy|na aiza na aiza mamarin' olona andafin-dranomasina tsy|na aiza na aiza. [2.366#376]
10  Fa tsy misy tany tsy<'>na aiza na aiza! [2.298#27]

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11