|
|
|
|

Teny iditra1  tsy nisy andro nihiratra androany
Singan-teny  2 tsy, 3 misy, 4 andro, 5 mihiratra, 6 any
Sokajin-teny  7  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  8 ilazana andro merika na morana tsy nahitana hazavan' ny masoandro akory manontolo andro [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11