|
|
|
|

Entry1  tsy vaky atatra
Part of speech  2  locution
Elementary words  3  tsy, vaky, atatra
All compound words 
Explanations in Malagasy  5  [1.1] olona tsy mahalala menatra na kely ara; olona lany henatra
Explanations in French  6  [1.3] impudent, éhonté
Examples  7  [2.4] Araka ny filazany, dia olon-dratsy sy tsy vakiatatra daholo ireny olona ireny.
Other spellings  8  tsyvakiatatra
Synonyms  9  tsy vaky afero
Antonyms  10  vakyatatra

Anagrams  11  tsyvakiatatra, tsy vaky atatra

Updated on 2025/08/10