|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  va
Sokajin-teny  2  kianteny [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  3 Kianteny enti-manontany, ka tsy fanontaniana tsotra no ambara aminy fa fanontaniana fampiasa amin' ny kabary izay fantatra avy hatrany rahateo fa ho tsia" na "eny" no valiny:
4 Ho sahintsika va ny minia ho very?
5 (Ny fampiasana ny va dia tsy manomboka fehezanteny fa eo aorian' ny teny fototry ny fanontaniana; indraindray azo ampiarahina amin' ny "moa" ny va ka atao manarakaraka azy:
6 Moa va tsy rahalahintsika rehefa mety ho iray ra amintsika?) [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7 interrogative; cf. moa:
8 handèha va hianào? are you going ? [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  9 Particule interrogative, se place ordinairement avant le dernier mot de la phrase [1.3]
10 interrogative, cf. moa:
11 handèha va ianào? est-ce que vous partez ? [1.8]
Ohatra  12  Efa nihinana va hianao? (Avez-vous mangé ?) [1.3]
13  Hianao va ka mba mino izay tenin’ olona (Vous ne croyez jamais ce qui l’on vous dit) [1.3]
14  Razoky va no manitra voan-kazo? [2.131]
15  Nahoana no dia izao va itondrana hanina izahay? [2.472]
16  Moa va tsy menatra izy. [2.470]
Tovy hevitra  17 ve
Mpanahaka  18  moa
Kamban-teny rehetra  19  Fikambanana 2 amin' io teny io

Teny iditra (2/3)20  va~
Sokajin-teny  21  tovona [Fitanisana]

Teny iditra (3/3)22  va    
Sokajin-teny  23  endritenin' ny hoe aller
Fanazavàna teny malagasy  24 matoanteny frantsay "aller": Il va (Mandeha izy) [3.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17