|
|
|
|

Entry1  vadintany
Part of speech  2  noun
Elementary words  3  vady, tany
All compound words 
Explanations in Malagasy  7  [1.1] Olona napetraky ny mpanjaka fahiny hitana ny tany sy ny fanjakana, hitondra ny tenin' ny vahoaka ary hitsara ny ady tsy vita teo amin' ny fokonolona na teo amin' ny tompomenakely
Ankehitriny kosa, ny vadintany dia olona vita fianianana manana andraikitra hampanatanteraka ny didimpitsarana efa nivoaka
8  [1.13] olona nomena fahefana hampanatanteraka ny didim-pitsarana navoaka
Explanations in English  9  [1.2] the name given to officers through whom all government business is communicated to the districts where they reside
Explanations in French  10  [1.3] [vadin-tany] commissionnaire, envoyé, agent remplissant les fonctions d'huissier, portant dans les districts les ordres du gouvernement
11  [1.13] huissier
Examples  12  [2.48] Dia nalai' ny vadintany eroa Vonizongo izy, dia hoy ny faka ny vadintany:
Proverbs  13  Proverbs containing the word vadintany

Updated on 2025/08/10