Entry | 1 vahindanitra |
Part of speech | 2 noun |
Elementary words | 3 vahiny, lanitra |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Antokon-kintana tsy hita isa mifanakaiky ka toa mitankosina fotsy ary manaraka faritra lehibe lavalava ka mova tsy toy ny vahy mandadina eo afovoan' ny habakabaka |
Explanations in French |
5 [1.3] [vahin-danitra] la voie lactée |
Vocabulary |
6 Astronomy |
Anagrams | 7 handravitany, vahindanitra |
Updated on 2025/07/29 |
![]() |