|
|
|
|

Teny iditra1  vainafo
Singan-teny  2 vay, 3 afo
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny anglisy  [vain' afo] 5 a glowing coal [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 braise, charbon, tison embrasé [1.3]
[vain' afo] 7 tison embrasé [1.8]
8 braise [1.13]
Ohatra  9  Nefa sary vain' afo ao an-dohako mitambatra [2.928]
10  fomba enti-milaza ny olona mova tsy ny vainafo fonosina lavenona mba hateza. [2.313#]
Tovy hevitra  11 iroka

Fivaditsoratra  12 fiavona, 13 fiovana, 14 fivaona, vainafo, 15 voafina

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/07