|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/4) | 1 vay |
| Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 tezitra
[Tanala]
[1.78] |
| Teny iditra (2/4) | 4 vay |
| Sokajin-teny | 5 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
6 fisorohana
[Tambahoaka]
[1.78] |
| Kamban-teny rehetra | 7 Fikambanana 5 amin' io teny io |
| Ohabolana | 8 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (3/4) | 9 vay |
| Sokajin-teny | 10 anarana |
| Fanazavàna teny anglisy |
11 a glowing coal
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
12 tison embrasé
[1.8] |
| Tovy hevitra | 13 vainafo |
| Kamban-teny rehetra | 14 Fikambanana 4 amin' io teny io |
| Teny iditra (4/4) | 15 vay |
| Sokajin-teny | 16 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
17 Fiangonanana ao anaty nofo
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
18 a boil
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
19 furoncle
[1.8] 20 nom donné au bourbillon d'un furoncle [1.196] |
| Voambolana | 21 Fahasalamana |
| Kamban-teny rehetra | 22 Fikambanana 5 amin' io teny io |
| Lahatsoratra | 23 Randzavola: vay ao amin' ny Baiboly (=> aretina) |
| Fivaditsoratra | 24 AVI, 25 avy, 26 iva, Iva, vay, 27 via |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/27 |
|